#Mikasika an'i Adama Chromosome Y sy i Eva Mithocondreal no noresahintsika tamin'ny fandaharana farany teo .Androany kosa indray dia mikasika ireo olona mainty hoditra ao anaty ny Baiboly izay niova ho fotsy hoditra daholo noho ny nataon'ireo Suprématie fotsy .
I Jesosy indray no ho resahintsika androany .
#Eto aloha aleo hazava fa ireo tantara ny fimpoiran'izao tontolo izao sy ny razamben'izao tontolo izao no resahina sy ezahina ho fantarina fa tsy hoe sanatria hiresaka antokom-pivavahana na hana-zimbazimba finoan'olona .
🧔 Josephus dia mpikaroka sy mpanoratra iray izay niaina tamin'ny vanim-potoana niainan'i Jesosy .Ary namoaka taratasy tamin'ny fomba ofisialy tamin'ireo Romana izy tamin'ny taonjato voalohany izay nizarany sy nampahafantarany ny momba an;i Jesosy dia ny volokoditra sy ny toetoetrany .
Ny sary izay aparitaka hivavahantsika kosa indray ankehitriny dia tsy iza fa i CESAR BORGIA izay MAFIA ITALIANA zanak'i PAPA ALEXANDRE VI .
#Izany no natao mba hanafenana ny marina amin'ireo razambentsika izay noentina nivahiny sy nandevozina tany Europe sy Amerika ,mba tsy ahaizan'izy ireo ny marina mikasika ny tantarany .
Tsara ho fantatra fa efa nanana ny fomba fiainany ,fivavahany ary efa nahay nanoratra ireo razambentsika ireo tany aloha ,fa tsy nahay ny soratra ny Romana fotsiny ,ka nohararaotina nampianarina ny sary hosodoko fotsy hoditra mba nanomanana ny fanandevozana azy ireo .
Araho hatramin'ny farany ny vidéo dia samia mieritreritra tsara vo manao commentaire .
Lava ity tantara ny razamben;izao tontolo izao ity ka voatery notapatapahako mba tsy ho monamonaina ianareo mijery azy ,halefako eto ihany ny tohiny amin'ny fotoana mampety azy .
Ещё видео!