SOBECK MDG - Ka Manahy (Lyrics video)
.Profile Facebook:[ Ссылка ]
.Lien Facebook:
.Profil Instagram:[ Ссылка ]==
👉Tononkira/Parole/Lyrics:
Zah tsy hitady hafa ankoatranao my baby
Satria tiako tiako
Enao tiako tiako
Tsy mila intsony aho
Fa enao no faniriako
Enao no faniriko, enao no faniriako
Baby gyal aza manahy
Fa tsisy hafa-tsy enao iany no anatiny saina ,
De aza minainana , so iantra amanan'aina
,io fitiavana io ne mampandainga
Fa ny voady no tazomy mandramaty,
Ny hatsebohana eo anilanao gyal
Ka hatrany anaty
Gyal eh gyal gyal eh aza manahy ,
Fa tsisy afatsy toi ,
Fitiavako ano ataoko kara itiavako an'i mama , Oetiko ambony alitara , ka hatraminy dadilahy De ho mandramaty koa
De ho mandramaty koa
De ho mandramaty koa
Ref: Enao rery ihany no fiainako
Harenako sy fananako ,harenako ,
Zah tsy hitady hafa ankoatranao baby
Tsy hitady ankoatranao zah baby
F'efa mahazatra ny anilanao.
De aza asina blem tsony amtsika roa,
Sao ho vototra eo de very eo , very eo ,
Lasa eo ny sanjila , de ho lasa dila ,
Tsy anilanao za mande ila ,
Hatraminy zay ka hatraminy zao za mbola mila anaoooo
Anilako eo , tsisy anao very ,
Fa enao gyal le maha very jery ,
De alaiko any na teritery ,na de hoe anioany , Bre-som ny theme anaty sound système
Fa ny miaraka aminao gyal tsisy miala maina ,
De tsisy mody miala woianina ,
Ny ankotranao tsy azo antoina hoe: "Ma reine"
Tsy mba hisy migraine, na hisy problème ,
Efa hatraminy zay enao no Bégin
Lay nitsiriritiko ,sy tsy haritro ,
De zao enao azoko ,
De zao enao azoko , Hey!
Ref: Za tsy itady hafa ankotranao ma baby , Setria tiko tiko ,enao no tiko tiko tiko ,
Tsy Mila intsony fa enao no faniriko enao no faniriko
Enao no faniriako
Enao no faniriako.
Baby gyal aza manahy
Fa tsisy hafa-tsy Toi
Hum! Baby gyal aza manahy
Baby Gyal aza manahy
Mahasolo Marie Juana
Lyrics video Designed&Distributed by Mj Tune-in
@GasyMikaloMDG
[N'oubliez pas de vous Abonner!]
Copiright_mai2k23.Allright_reserved
Ещё видео!