Ny Andro Firavoravoana Trompetra dia Fetin'ny Fibebahana Rehefa Nandidian'Andriamanitra Hitsoka Trompetra Folo Andro Talohan'ny Andro Fanavotana.
Nilaza i Jesosy fa tonga teto an-tany Izy mba hitady sy hamonjy ny mpanota.
Ny olombelona, izay nanota tany an-danitra ka nidina teto an-tany, dia tsy maintsy mibebaka tanteraka mandritra ny Herinandrom-bavaka manomboka amin’ny Andro Firavoravoana Trompetra ka hatramin’ny Andro Fanavotana ary manaiky ny fitiavana manambara amin’izao tontolo izao ny fahamarinan’ny fanekena vaovao naorin’Andriamanitra. .
Inona no Ampianarin’ireo Sorona Maro ao amin’ny Testamenta Taloha Antsika?
Ny fanekena vaovao dia mirakitra ny sorona nataon'i Ray Kristy Ahnsahnghong sy Andriamanitra Reny.
Noho ny fiaretany mangina ny fanaintainan’ny hazo fijaliana sy ny soron’ny fahafatesana ho famonjena ny zanany, dia nisokatra ho an’ny olombelona ankehitriny ny lalana hiverenana any amin’ny fanjakan’ny lanitra, izany hoe ny vavahadin’ny fanjakan’ny lanitra.
Lioka 5:31–32
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary;
tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka.
[Ity lahatsary ity dia manana zon'ny mpamorona avy amin'ny Fiangonan'Andriamanitra Fikambanana Iraka Maneran'tany. Voarara ny fanaovana kopia sy fizarana tsy nahazoana alalana.]
〖Fiangonan'Andriamanitra Fikambanana Iraka Maneran'tany〗 [ Ссылка ]
〖WATV Media Cast〗 [ Ссылка ]
Ещё видео!