Tia anao , Momba anao , Tsy hahafoy anao MANDRAKIZAY JESOSY , sabatra ho anao iarahana amin'i #zoky_Aina avy eto #antananarivo
𝐉𝐎𝐒𝐎𝐀 𝟏:𝟓 𝐓𝐒𝐘 𝐇𝐈𝐒𝐘 𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐇𝐀𝐇𝐀𝐉𝐀𝐍𝐎𝐍𝐀 𝐄𝐎 𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐈𝐀𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀𝐎; 𝐓𝐀𝐇𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐍𝐎𝐌𝐁𝐀𝐊𝐎 𝐀𝐍'𝐈 𝐌𝐎𝐒𝐄𝐒𝐘 𝐍𝐎 𝐇𝐎𝐌𝐁𝐀𝐊𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐊𝐎𝐀; 𝐓𝐒𝐘 𝐇𝐀𝐍𝐃𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐍𝐀 𝐇𝐀𝐇𝐀𝐅𝐎𝐘 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐇𝐎.
Marina foana ny tenin'Andriamanitra ary tsy mivadika mandrakizay Izy.
Matokisa Azy fa tsy handiso fanantenana mandrakizay Jesosy !
Ho anao ihany koa izay manana ankizy te handray anjara dia afaka mi contact anay eto amin'ny pejy ary mandefa avy hatrany ny vidéon'ankizy mizara tenin'Andriamanitra ! 😃
Na afaka alefa mail ihany koa ato amin'ny : contact@mctv.mg
Ny fandaharana 𝐒𝐀𝐁𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐎 dia afaka arahinao ihany koa :
- ao amin'ny site
-na ao amin'ny facebook
#sabatra_ho_anao_anio #josoa1_5 #zoky_Aina #Jesosy #mctv #Madagascar #christian #television #clip #evangelique #toriteny #fampianarana #Jesoa #Andriamanitra #kristiana #Malagasy #Madagasikara #Kristy #Gasy #Fiangonana #mpino #fandaharana #vaovao #chretien #jesus #hira #fiderana #africa
Ещё видео!